Tsy atakalo (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy atakalonay
Tsy tononkira.serasera.org amidinay
Ianao, Jehôvah ô
Ianao, Jesosy ô
Reharehanay, ny Anaranao
Ka ho torianay fa tena mahavonjy
Ny Andriamanitray

Tsy hanahy ny ampitso izahay
Fa efa jpbcsfi eo an-tananao
F'Ianao mahalala izay mahasoa anay
Resy ny omhr aretina, rava ny olana
Fa tsy nahajanona teo anoloany

Tsy atakalo.....

Tena mahavonjy anay mynv ny Andriamanitray
Tsy atakalonay, tsy amidinay
Mahalala izay mahasoa anay...

A/C : Fiononana Christian

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.9789