Tsy atakalo (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy atakalonay
Tsy amidinay
Ianao, Jehôvah ô
Ianao, Jesosy ô
Reharehanay, ny Anaranao
Ka ho txxfufdj torianay fa tena mahavonjy
Ny Andriamanitray
Tsy hanahy ny ampitso izahay
Fa efa eo an-tananao
F'Ianao mahalala izay mahasoa anay
Resy ny aretina, rava ny olana
Fa tsy nahajanona teo anoloany
Tsy atakalo.....
Tena mahavonjy anay ny Andriamanitray
Tsy atakalonay, tononkira.serasera.org tsy xyqzu amidinay
Mahalala izay mahasoa anay...
A/C wzkbklt : Fiononana Christian
Tsy amidinay
Ianao, Jehôvah ô
Ianao, Jesosy ô
Reharehanay, ny Anaranao
Ka ho txxfufdj torianay fa tena mahavonjy
Ny Andriamanitray
Tsy hanahy ny ampitso izahay
Fa efa eo an-tananao
F'Ianao mahalala izay mahasoa anay
Resy ny aretina, rava ny olana
Fa tsy nahajanona teo anoloany
Tsy atakalo.....
Tena mahavonjy anay ny Andriamanitray
Tsy atakalonay, tononkira.serasera.org tsy xyqzu amidinay
Mahalala izay mahasoa anay...
A/C wzkbklt : Fiononana Christian
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : KTLM Tsanta Fitoriana AmbohimenaHits : 363
Likes : 0 Like
Created by : daryprod
Date : 05/10/2025 07:22
