Ampidiro aloha ny tenimiafina
Tsara ny Tompo (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ravo ny ljni fanahiko fa voavonjy aho
Afaka tao anaty ny tononkira.serasera.org aizin'ny ota
ka manandratra ny hira fiderana
Ho an'ilay Jesosy izay malalako
Tsy hiverindalana intsony aho satria
Famindram-po tsy hita lany no natolony ho ahy
Ho anisan'ireo sahy milaza ny fitiavany aho
Fa tsara gpixqxc Izy, fa tsara xdjhla ny Tompo
Ry sakaiza namako o izao henoy
Tsy mizaha tavan'olona anie ny Tompo
Fa ny masony mitsinjo sy mijery
Koa ambarako fa tsara ny Tompo
Raha mandeha mamaky lohasaha mangina aho
Dia tsy hatahotra ny loza aho
Fa ny tanany no misakambina ahy
Koa lazaiko indray fa tsara ny Tompo

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : KTLM Tsanta Fitoriana AmbohimenaVangy : 599
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : daryprod
Daty : 22/03/2022 17:34