Tsara ny Tompo (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
frke Ravo ny fanahiko fa voavonjy aho
Afaka tao anaty ny aizin'ny ota
ka manandratra jclguy ny hira fiderana
Ho an'ilay Jesosy izay malalako

Tsy hiverindalana intsony aho satria
Famindram-po tsy hita lany no natolony ho tononkira.serasera.org ahy
Ho anisan'ireo sahy milaza vzaqmdj ny fitiavany aho
Fa tsara Izy, fa tsara ny Tompo

Ry sakaiza namako o izao henoy
Tsy mizaha tavan'olona anie ny Tompo
Fa ny masony mitsinjo sy mijery
Koa ambarako fa tsara ny Tompo

Raha mandeha mamaky lohasaha mangina aho
Dia tsy hatahotra ny loza aho
Fa ny tanany no misakambina ahy
Koa lazaiko indray fa tsara ny Tompo

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0324