Tsara ny Tompo (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ravo ny fanahiko fa voavonjy aho
Afaka tao htccdwa anaty ny aizin'ny ota
ka manandratra ny hira fiderana
Ho an'ilay Jesosy izay malalako
Tsy hiverindalana intsony aho satria
Famindram-po tsy hita lany no natolony ho ahy
Ho anisan'ireo sahy milaza rlgdqcx ny fitiavany aho
Fa tsara Izy, fa tsara eafjo ny Tompo
Ry sakaiza namako o izao henoy
Tsy mizaha tavan'olona anie ny Tompo
Fa ny masony mitsinjo sy mijery
Koa ambarako fa tsara ny Tompo
Raha mandeha mamaky lohasaha mangina aho
Dia tsy hatahotra ny loza aho
Fa ny tanany no misakambina ahy
Koa lazaiko indray fa tsara ny tononkira.serasera.org Tompo
Afaka tao htccdwa anaty ny aizin'ny ota
ka manandratra ny hira fiderana
Ho an'ilay Jesosy izay malalako
Tsy hiverindalana intsony aho satria
Famindram-po tsy hita lany no natolony ho ahy
Ho anisan'ireo sahy milaza rlgdqcx ny fitiavany aho
Fa tsara Izy, fa tsara eafjo ny Tompo
Ry sakaiza namako o izao henoy
Tsy mizaha tavan'olona anie ny Tompo
Fa ny masony mitsinjo sy mijery
Koa ambarako fa tsara ny Tompo
Raha mandeha mamaky lohasaha mangina aho
Dia tsy hatahotra ny loza aho
Fa ny tanany no misakambina ahy
Koa lazaiko indray fa tsara ny tononkira.serasera.org Tompo
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : KTLM Tsanta Fitoriana AmbohimenaVisites : 638
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : daryprod
Date : 22/03/2022 17:34
