Tonom-bavaka tsotra (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tonom-bavaka tsotra e, no asandratro izao
Noho ireo fitsapana nentinao hanavao
Ka dia tononkira.serasera.org indro miangavy e, ary koa mitalaho
Fa malemy ykhumqqr e ry Tompo, ka mivalo Aminao
Be sknrmxpd ireo fakampanahy mikasa hamotraka ahy
Nefa mino aho ry Tompo fa eo anilako Ianao
Tao ireo adintsaina sy ny zavamanjo
Ireo ouirxnx rehetra ireo e resinao avokoa
Raha ny faniriako e, hiaradia Aminao
Fa ianao mahalala izao tenako izao
Ka mijoro aho ry Tompo eto anatrehanao
Fa ny vavaka ihany, io no tsara atao
Ho anao izay mivily e, indro lasa nandao
Izao ihany no ataovy e, mibebaha ianao
k'aza misalasala sao anenina ianao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : KTLM Tsanta Fitoriana AmbohimenaVangy : 825
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : daryprod
Daty : 22/03/2022 16:16