Tonom-bavaka tsotra (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
fsau Tonom-bavaka tsotra e, no asandratro izao
Noho ireo fitsapana nentinao hanavao
Ka dia indro miangavy e, ary koa mitalaho
Fa malemy e ry Tompo, ka mivalo Aminao
Be ireo fakampanahy mikasa hamotraka ahy
Nefa mino aho ry Tompo fa lmegdhml eo anilako Ianao
Tao ireo adintsaina sy ny zavamanjo
Ireo rehetra ireo e resinao tononkira.serasera.org avokoa
Raha ny faniriako e, hiaradia Aminao
Fa ianao mahalala izao tenako izao
Ka mijoro aho ry Tompo eto anatrehanao
Fa ny yasgoaqy vavaka ihany, io no tsara atao
Ho anao izay mivily e, indro lasa nandao
Izao ihany no ataovy e, mibebaha ianao
k'aza misalasala sao anenina ianao
Fa ny vavaka ihany, io no tsara atao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : KTLM Tsanta Fitoriana AmbohimenaVisites : 824
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : daryprod
Date : 22/03/2022 16:16