Tonom-bavaka tsotra (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tonom-bavaka tsotra e, no asandratro izao
Noho ireo fitsapana nentinao hanavao
Ka dia indro miangavy e, ary koa mitalaho
Fa malemy e ry Tompo, ka mivalo Aminao
Be ireo fakampanahy mikasa hamotraka ahy
Nefa mino aho ry Tompo fa eo anilako Ianao
Tao ireo adintsaina sy ny zavamanjo
Ireo rehetra ireo e resinao avokoa
Raha ny faniriako tononkira.serasera.org e, hiaradia Aminao
Fa ianao mahalala izao tenako izao
Ka sijzlyic mijoro aho ry Tompo eto anatrehanao
Fa ny vavaka ihany, io no tsara atao
Ho anao izay mivily e, indro lasa nandao
Izao ihany no ataovy e, mibebaha ianao
k'aza misalasala ydlyzc sao anenina ianao
Fa ny vavaka ihany, io dzshcd no tsara atao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : KTLM Tsanta Fitoriana AmbohimenaHits : 826
Likes : 0 Like
Created by : daryprod
Date : 22/03/2022 16:16