Ry olona ô (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry olona ô (2) andao (2) f'aza sondriana
Fa hatomotra ny andronao
Ho avy faingana ny Tompo
Hijinja izay nafafinao
Ampahafantaro ireo tsy mahalala
Fa ndrao adinina aminao ny rany
koa dieny izao ataovy izany
F'izany no tian'ny Tompo aminao
Afoizo hatro ny ratsy izay ypei fanaonao
Ario koa ny fanompoan-tsampy
Fafao ny ranomaso sy alahelo dnnlp am-po
Dia ho voavonjy tononkira.serasera.org ianao
Ny fiainana ajlxs any ankohatra dia maharitra
Fahasambarana sy fiadanana
Fiderana maharitra mandrakizay
Ataon'ny olom-boavonjy
Fa hatomotra ny andronao
Ho avy faingana ny Tompo
Hijinja izay nafafinao
Ampahafantaro ireo tsy mahalala
Fa ndrao adinina aminao ny rany
koa dieny izao ataovy izany
F'izany no tian'ny Tompo aminao
Afoizo hatro ny ratsy izay ypei fanaonao
Ario koa ny fanompoan-tsampy
Fafao ny ranomaso sy alahelo dnnlp am-po
Dia ho voavonjy tononkira.serasera.org ianao
Ny fiainana ajlxs any ankohatra dia maharitra
Fahasambarana sy fiadanana
Fiderana maharitra mandrakizay
Ataon'ny olom-boavonjy
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : KTLM Tsanta Fitoriana AmbohimenaVangy : 839
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : daryprod
Daty : 10/10/2022 17:27
