Ry olona ô (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry olona tononkira.serasera.org ô (2) andao (2) f'aza sondriana
Fa hatomotra ny andronao
Ho avy faingana ny Tompo
Hijinja izay nafafinao
Ampahafantaro ireo jfihm tsy mahalala
Fa ndrao adinina aminao ny rany
koa atnrdc dieny izao ataovy izany
F'izany no tian'ny Tompo aminao
Afoizo hatro ny ratsy izay fanaonao
Ario koa ny xhwycgu fanompoan-tsampy
Fafao ny ranomaso sy alahelo am-po
Dia ho voavonjy ianao
Ny fiainana any ankohatra dia maharitra
Fahasambarana sy fiadanana
Fiderana maharitra mandrakizay
Ataon'ny olom-boavonjy
Fa hatomotra ny andronao
Ho avy faingana ny Tompo
Hijinja izay nafafinao
Ampahafantaro ireo jfihm tsy mahalala
Fa ndrao adinina aminao ny rany
koa atnrdc dieny izao ataovy izany
F'izany no tian'ny Tompo aminao
Afoizo hatro ny ratsy izay fanaonao
Ario koa ny xhwycgu fanompoan-tsampy
Fafao ny ranomaso sy alahelo am-po
Dia ho voavonjy ianao
Ny fiainana any ankohatra dia maharitra
Fahasambarana sy fiadanana
Fiderana maharitra mandrakizay
Ataon'ny olom-boavonjy
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : KTLM Tsanta Fitoriana AmbohimenaVisites : 876
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : daryprod
Date : 10/10/2022 17:27
