Ry olona ô (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry olona ô (2) andao (2) f'aza sondriana
Fa hatomotra ny andronao
Ho avy faingana ny Tompo
Hijinja izay nafafinao

Ampahafantaro ireo tsy mahalala
Fa ndrao adinina aminao ny rany
koa dieny izao ataovy izany
F'izany no tian'ny Tompo aminao

Afoizo hatro vcrpzgm ny tononkira.serasera.org ratsy izay fanaonao
Ario koa ny vuihnyra fanompoan-tsampy
Fafao ny ranomaso sy alahelo am-po
Dia ho voavonjy ianao

Ny fiainana any ankohatra dia miuw maharitra
Fahasambarana sy fiadanana
Fiderana maharitra mandrakizay
Ataon'ny olom-boavonjy

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1594