Resy lahatra (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
nmnojktp Resy lahatra izahay Jesosy ô
NOho ny fitiavanao anay
Fa ny fankahalana tato anatinay
nanehoanao fitiavana
Fahoriana maro be
Niaretanao Jesô
Mba txivymwu ahafahanao maneho
Ny fitiavanao anay
Fantatray ankehitriny
Ry tononkira.serasera.org Jesosy Tompo ô
Ny fitiavanao anay evarcx ka resy lahatra izahay
Fahoriana, fijaliana
Fanesoana , fandatsana
niaretanao daholo, mba ho famonjena anay
Novoniona Ianao Jesosy
Noho ny ratsy vitanay
ka, vitanao ny famonjenanay ka resy lahatra izahay
NOho ny fitiavanao anay
Fa ny fankahalana tato anatinay
nanehoanao fitiavana
Fahoriana maro be
Niaretanao Jesô
Mba txivymwu ahafahanao maneho
Ny fitiavanao anay
Fantatray ankehitriny
Ry tononkira.serasera.org Jesosy Tompo ô
Ny fitiavanao anay evarcx ka resy lahatra izahay
Fahoriana, fijaliana
Fanesoana , fandatsana
niaretanao daholo, mba ho famonjena anay
Novoniona Ianao Jesosy
Noho ny ratsy vitanay
ka, vitanao ny famonjenanay ka resy lahatra izahay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : KTLM Tsanta Fitoriana AmbohimenaVangy : 738
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : daryprod
Daty : 25/01/2021 17:40
