Resy lahatra (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Resy lahatra izahay Jesosy ô
NOho ny fitiavanao anay
Fa ny fankahalana tato anatinay
nanehoanao fitiavana
Fahoriana maro be
Niaretanao Jesô
Mba ahafahanao maneho
Ny fitiavanao anay
Fantatray ankehitriny
Ry Jesosy Tompo tononkira.serasera.org ô
Ny fitiavanao anay ka resy lahatra izahay
Fahoriana, arjsepb fijaliana
Fanesoana , fandatsana
niaretanao daholo, mba ho famonjena anay
Novoniona Ianao Jesosy
Noho ny ratsy ofpl vitanay
ka, vitanao pvzxqahs ny famonjenanay ka resy lahatra izahay
NOho ny fitiavanao anay
Fa ny fankahalana tato anatinay
nanehoanao fitiavana
Fahoriana maro be
Niaretanao Jesô
Mba ahafahanao maneho
Ny fitiavanao anay
Fantatray ankehitriny
Ry Jesosy Tompo tononkira.serasera.org ô
Ny fitiavanao anay ka resy lahatra izahay
Fahoriana, arjsepb fijaliana
Fanesoana , fandatsana
niaretanao daholo, mba ho famonjena anay
Novoniona Ianao Jesosy
Noho ny ratsy ofpl vitanay
ka, vitanao pvzxqahs ny famonjenanay ka resy lahatra izahay
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : KTLM Tsanta Fitoriana AmbohimenaVisites : 737
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : daryprod
Date : 25/01/2021 17:40
