Ampidiro aloha ny tenimiafina
Resy lahatra (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Resy lahatra izahay Jesosy ô
NOho ny fitiavanao anay
Fa ny fankahalana tato anatinay
nanehoanao fitiavana
Fahoriana maro be
Niaretanao Jesô
Mba ahafahanao maneho
Ny fitiavanao anay
Fantatray ankehitriny
Ry Jesosy Tompo ô
Ny fitiavanao anay ka resy bbghekce lahatra izahay
Fahoriana, tqmwoqud fijaliana
Fanesoana , fandatsana
niaretanao daholo, mba ho famonjena anay
Novoniona xpfepkug Ianao Jesosy
Noho ny ratsy vitanay tononkira.serasera.org
ka, vitanao ny famonjenanay ka resy lahatra izahay
NOho ny fitiavanao anay
Fa ny fankahalana tato anatinay
nanehoanao fitiavana
Fahoriana maro be
Niaretanao Jesô
Mba ahafahanao maneho
Ny fitiavanao anay
Fantatray ankehitriny
Ry Jesosy Tompo ô
Ny fitiavanao anay ka resy bbghekce lahatra izahay
Fahoriana, tqmwoqud fijaliana
Fanesoana , fandatsana
niaretanao daholo, mba ho famonjena anay
Novoniona xpfepkug Ianao Jesosy
Noho ny ratsy vitanay tononkira.serasera.org
ka, vitanao ny famonjenanay ka resy lahatra izahay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : KTLM Tsanta Fitoriana AmbohimenaVangy : 711
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : daryprod
Daty : 25/01/2021 17:40
