Ny hadalako (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny hadalako Ray o no nahatonga ppvtih ahy
Ho reraka amin'ny fiainana
Tsy mba tsampako ilay fitiavanao
Raiko o efda hifonako Aminao

Tsy sitrakao Ray o ny haverezanay
na dia maro ireo haratsianay
Raiko o iriko ny ho eo akaikinao
Mba ho afaka amin'ny fatorana

Hatolotro ho Anao manomboka tononkira.serasera.org izao
Tsy avelako hisy hahasakana ahy
Fa ny androm-piainako, lhxs ny hetahetako
Raiko ô. Inty ny zanakao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0331