Ny hadalako (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny hadalako Ray o no nahatonga ahy
Ho reraka amin'ny fiainana
Tsy mba tsampako ilay tononkira.serasera.org fitiavanao
Raiko o hifonako Aminao
Tsy sitrakao Ray o ny haverezanay
na dia maro ireo haratsianay
Raiko o iriko ny ho eo akaikinao
Mba ho zfvmmjkm afaka amin'ny fatorana
Hatolotro ho Anao manomboka cjhr izao
Tsy avelako hisy hahasakana ahy
Fa ny androm-piainako, pyghxnqx ny hetahetako
Raiko ô. Inty ny zanakao
Ho reraka amin'ny fiainana
Tsy mba tsampako ilay tononkira.serasera.org fitiavanao
Raiko o hifonako Aminao
Tsy sitrakao Ray o ny haverezanay
na dia maro ireo haratsianay
Raiko o iriko ny ho eo akaikinao
Mba ho zfvmmjkm afaka amin'ny fatorana
Hatolotro ho Anao manomboka cjhr izao
Tsy avelako hisy hahasakana ahy
Fa ny androm-piainako, pyghxnqx ny hetahetako
Raiko ô. Inty ny zanakao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : KTLM Tsanta Fitoriana AmbohimenaVisites : 531
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : daryprod
Date : 22/03/2022 13:58
