Ny hadalako (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny hadalako Ray o no nahatonga ahy
Ho reraka amin'ny tononkira.serasera.org fiainana
Tsy mba tsampako ilay fitiavanao
Raiko o hifonako Aminao

Tsy sitrakao hhshol Ray o ny haverezanay
na dia maro mswlh ireo haratsianay
Raiko o iriko ny ho eo akaikinao
Mba ho afaka amin'ny fatorana

Hatolotro ho Anao manomboka izao
Tsy avelako hisy hahasakana ahy
Fa ny androm-piainako, ny hetahetako
Raiko ô. rrxbgjc Inty ny zanakao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0417