Ny finoako (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raiko ô, Ianao ihany zgsci anie
No itokiako hatramizao
Ary mbola ho mandrakizay
Vatolampin'ny foko Ianao

Ts'isy hampihotsona, hampisaraka Aminao
Ts'isy hasambarako raha tsy eo anilanao aho
Mpanjakan'ny finoako Ianao
Anio sy ho mandrakizay
Ka indro hasandratro ny tononkira.serasera.org fiderako Anao

Raha mamaky lohasaha aho
Aloky ny fahanginana
Dia tsy hatahotra ny loza aho
F'Ianao no ato anatiko

Ts'isy hampihotsona, hampisaraka ejvukpv ymve Aminao
Ts'isy hasambarako raha tsy eo anilanao aho
Mpanjakan'ny finoako Ianao
Anio sy ho mandrakizay
Ka indro hasandratro ny fiderako Anao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0294