Ny finoako (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raiko ô, Ianao ihany anie
No itokiako tononkira.serasera.org hatramizao
Ary mbola ho mandrakizay
Vatolampin'ny foko Ianao
Ts'isy hampihotsona, hampisaraka Aminao
Ts'isy hasambarako raha tsy eo anilanao aho
Mpanjakan'ny finoako Ianao
Anio sy ho mandrakizay
Ka indro hasandratro ny fiderako Anao
Raha mamaky lohasaha aho
Aloky ny fahanginana
Dia tsy hatahotra ny loza aho
F'Ianao no ato mede anatiko
Ts'isy hampihotsona, hampisaraka Aminao
Ts'isy hasambarako raha tsy eo anilanao aho
Mpanjakan'ny finoako ijou Ianao
Anio sy ho mandrakizay
Ka fwxvevpu indro hasandratro ny fiderako Anao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : KTLM Tsanta Fitoriana AmbohimenaHits : 1810
Likes : 0 Like
Created by : daryprod
Date : 10/08/2017 14:48