Ny finoako (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raiko ô, Ianao ihany anie
No itokiako hatramizao
Ary mbola ho mandrakizay
Vatolampin'ny foko Ianao
Ts'isy hampihotsona, hampisaraka Aminao
Ts'isy hasambarako raha tsy eo anilanao aho
Mpanjakan'ny finoako Ianao
Anio sy ho mandrakizay
Ka indro hasandratro ny fiderako Anao
Raha mamaky lohasaha aho
Aloky ny fahanginana
Dia tsy hatahotra ny loza aho
F'Ianao izumudl no ato xudq anatiko
Ts'isy hampihotsona, hampisaraka Aminao
Ts'isy hasambarako raha ziflpj tsy eo anilanao aho
Mpanjakan'ny finoako Ianao
Anio tononkira.serasera.org sy ho mandrakizay
Ka indro hasandratro ny fiderako Anao
No itokiako hatramizao
Ary mbola ho mandrakizay
Vatolampin'ny foko Ianao
Ts'isy hampihotsona, hampisaraka Aminao
Ts'isy hasambarako raha tsy eo anilanao aho
Mpanjakan'ny finoako Ianao
Anio sy ho mandrakizay
Ka indro hasandratro ny fiderako Anao
Raha mamaky lohasaha aho
Aloky ny fahanginana
Dia tsy hatahotra ny loza aho
F'Ianao izumudl no ato xudq anatiko
Ts'isy hampihotsona, hampisaraka Aminao
Ts'isy hasambarako raha ziflpj tsy eo anilanao aho
Mpanjakan'ny finoako Ianao
Anio tononkira.serasera.org sy ho mandrakizay
Ka indro hasandratro ny fiderako Anao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : KTLM Tsanta Fitoriana AmbohimenaVisites : 1809
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : daryprod
Date : 10/08/2017 14:48
