Mpivahiny (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry mpivavaka o tena tsapanao tokoa nmwkkzy ve
(fa mandalo ihany........)
fa mandalo ny fiainana eto antany
Fa tsy afaka manda izay antsoina hiala ety
Rehefa tonga sjag ny fotoana izay voatendry
(Voatendrin'Andriamanitra hodiana)
Miomana e mivonona e
Fa efa akaiky ny fotoana
Mibebaha ka mivavaha fa efa atomotra hxwxnfap ny andro
Ka tsarovy fa mpandalo ihany isika no eto antany
Mpivahiny fa tsy hisy honina eto
Ry mpivavaka tononkira.serasera.org o zao no ataovy ao antsaina
(Mpivahiny ihany.......)
Mpivahiny isika no eto antany
Fa ny fiainana eto antany tsy aharitra ho doria
Fa mandalo mpivahiny ihany isika
(Fa tsy hisy honina eto)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : KTLM Tsanta Fitoriana AmbohimenaVangy : 549
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : daryprod
Daty : 22/03/2022 15:26