Mpivahiny (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry mpivavaka o tena tsapanao tokoa ve
(fa mandalo ihany........)
fa mandalo ny fiainana eto antany
Fa tsy afaka manda izay antsoina tononkira.serasera.org hiala ety
Rehefa tonga ny fotoana izay voatendry
(Voatendrin'Andriamanitra hodiana)

Miomana e mivonona e
Fa efa akaiky ny fotoana
Mibebaha ka mivavaha fa efa atomotra ny andro
Ka veurx tsarovy mlpkzj fa mpandalo ihany isika no eto antany
Mpivahiny fa tsy hisy honina eto

Ry mpivavaka o zao no ataovy ao antsaina
(Mpivahiny ihany.......)
Mpivahiny isika no eto antany
Fa ny fiainana eto antany tsy aharitra ho doria
Fa mandalo mpivahiny ihany isika
(Fa tsy nzkbda hisy honina eto)

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0377