Mpivahiny (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry mpivavaka o tena tsapanao tokoa ve
(fa mandalo ihany........)
fa mandalo ny fiainana eto antany
Fa tsy afaka manda izay antsoina hiala ety
Rehefa vlnps tonga ny fotoana izay voatendry
(Voatendrin'Andriamanitra hodiana)
Miomana e mivonona e
Fa efa akaiky ny fotoana
Mibebaha ka mivavaha fa efa atomotra ny andro
Ka tsarovy fa mpandalo ihany isika no eto antany
Mpivahiny fa tsy hisy tononkira.serasera.org honina eto
Ry mpivavaka wrhoq o zao no ataovy ao antsaina
(Mpivahiny ihany.......)
Mpivahiny isika no rdnugcmu eto antany
Fa ny fiainana eto antany tsy aharitra ho doria
Fa mandalo mpivahiny ihany isika
(Fa tsy hisy honina eto)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : KTLM Tsanta Fitoriana AmbohimenaVisites : 548
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : daryprod
Date : 22/03/2022 15:26