Moa tsapanao ve (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Moa tsapanao ve ry sakaiza ô
Fa tena sarotra tokoa
Ny fiainantsika eto an-tany
Mandrera-tsaina sy ny fo
Ka maro ireo mamoy fo qcba sy toa mivarilavo koa
Izao anie tononkira.serasera.org no tadidio
Fa ny Tompo anie mahita anao

Matokia ny Tompo ianao
Omeo Azy koa ny fiainanao
(Mifalia) Mifalia
(Mitsikia) Mitsikia
Dia handositra ny adinao

Tsy vita amin-kerin-tsaina sy amin-kerim-batana
Ny momba antsika eto an-tany
Ka sao diso hevitra
Fa manantona an'i Jesosy icirz ilay foto-pahasambarana
Sy afaka hamome anao gdwbiv ny fiainana mandrakizay

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0665