Moa tsapanao ve (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Moa tsapanao ve ry sakaiza ô
Fa tena sarotra tokoa
Ny fiainantsika eto an-tany
Mandrera-tsaina sy ny fo
Ka maro ireo mamoy fo sy toa tononkira.serasera.org mivarilavo koa
Izao anie no tadidio
Fa ny Tompo nrvia anie mahita anao

Matokia ny Tompo ianao
Omeo Azy koa ny fiainanao
(Mifalia) Mifalia
(Mitsikia) Mitsikia
Dia handositra ny adinao

Tsy itlvh vita amin-kerin-tsaina sy amin-kerim-batana
Ny momba antsika htgzf eto an-tany
Ka sao diso hevitra
Fa manantona an'i Jesosy ilay foto-pahasambarana
Sy afaka hamome anao ny fiainana mandrakizay

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.4636