Moa tsapanao ve (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Moa tsapanao ve ry sakaiza ô
Fa tena sarotra tokoa
Ny sehuc fiainantsika eto an-tany
Mandrera-tsaina sy ny fo
Ka maro ireo mamoy tononkira.serasera.org fo sy toa mivarilavo koa
Izao anie no tadidio
Fa ny Tompo anie mahita anao
Matokia ny Tompo ianao
Omeo Azy koa ny fiainanao
(Mifalia) Mifalia
(Mitsikia) Mitsikia
Dia handositra ajjisb ny adinao
Tsy vita amin-kerin-tsaina sy amin-kerim-batana
Ny momba antsika eto an-tany
Ka sao iyvcrocu diso hevitra
Fa manantona an'i Jesosy ilay foto-pahasambarana
Sy afaka hamome anao ny fiainana mandrakizay

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : KTLM Tsanta Fitoriana AmbohimenaVisites : 763
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : daryprod
Date : 22/03/2022 17:38