Mihavana faingana (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Moa ve mba noheverinao izato fiainanao
Fa sao mbola misy ntqjgu ireo miady aminao
Mihavana aminy faingana raha azo atao
Fa efa akaiky anie ny andro farany
Tsy hisy ny lanitra ho an' ireo
Mitahiry ireo lolom-po
Amin' ny blhkt fahavalony ety an-tany ety
Mihavana faingana ary amin'ireo manana ady jwsdohus aminao
fa Jesosy efa namitrana ny fihavanana tononkira.serasera.org indray
Ireo 'zay tsy manana ny fahamasinana
Dia tsy mba ahita ny tavan'ny Tompo
Ka raha misy ny mbola azo atao
Dieny izao ataovy mahitsy ny lalan-kizoranao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : KTLM Tsanta Fitoriana AmbohimenaVangy : 542
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : daryprod
Daty : 22/03/2022 17:34