Mihavana faingana (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Moa ve mba noheverinao izato fiainanao
Fa sao mbola misy ireo miady aminao
Mihavana aminy faingana raha azo atao
Fa efa akaiky anie ny andro farany

Tsy hisy ny lanitra ho tononkira.serasera.org an' ireo
Mitahiry ireo lolom-po
Amin' ny fahavalony ety an-tany ety
Mihavana ckuw faingana ary amin'ireo manana ady qfzhavcj aminao
fa Jesosy efa namitrana ny fihavanana indray

Ireo 'zay tsy manana ny fahamasinana
Dia tsy mba ahita ny tavan'ny Tompo
Ka raha misy ny mbola azo tfmvfk atao
Dieny izao ataovy mahitsy ny lalan-kizoranao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0342