Mihavana faingana (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Moa ve mba noheverinao izato fiainanao
Fa sao mbola misy ireo miady aminao
Mihavana aminy faingana raha azo atao
Fa efa akaiky anie ny andro farany
Tsy hisy ny lanitra ho an' ireo
Mitahiry ireo lolom-po
Amin' ny ekcy fahavalony ety an-tany ety
Mihavana tononkira.serasera.org faingana ary amin'ireo manana ady aminao
fa Jesosy efa namitrana ny fihavanana kgrmsm indray
Ireo 'zay tsy manana ny fahamasinana
Dia tsy lxntgub mba ahita ny tavan'ny Tompo
Ka raha misy ny mbola azo atao
Dieny izao ataovy mahitsy ny lalan-kizoranao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : KTLM Tsanta Fitoriana AmbohimenaHits : 543
Likes : 0 Like
Created by : daryprod
Date : 22/03/2022 17:34