Mibebaha (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ô! Ianao no manome fiainana, fitiavan-dehibe
Famonjena izay novidinao tamin-drà nalatsakao
Fanomezana tsisy fetra ho anay mpanota rehetra
Tsy ankanavaka ny fitahiany
Asakasakao ry mpanota raha tsy handray ny famonjena
F’efa resy deecvpk tao Gologota tononkira.serasera.org ilay ratsy izay nandoza
Maneke fa Jesosy ihany uffinh fanavotana ho antsika
Efa nanolotra ny ainy ho antsika
Mibebaha re ry mpanota izao ankehitriny izao
F’efa resy tao Gologota ‘lay mpamatotra anao
Manantona an’ilay Jesosy f’Izy hanafaka anao
Ka ho Mpandresy toa Azy ianao
Tompo ô! Hifonako etoana ireo ziogan’ny fahotana
Kapoka sy vono ary latsa, irifiry aok’izany
Menatra aho ry Tompo Tsitoha, mamelà ireo heloka chyz vita
Fa tsy mba fantany izay ataony

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : KTLM Tsanta Fitoriana AmbohimenaVangy : 630
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : daryprod
Daty : 22/03/2022 17:38