Mibebaha (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ô! Ianao no manome fiainana, fitiavan-dehibe
Famonjena izay novidinao tamin-drà nalatsakao
Fanomezana tsisy fetra ho anay mpanota rehetra
Tsy ankanavaka ny fitahiany

Asakasakao ry mpanota raha tsy handray ny vjubnej famonjena
F’efa resy tao Gologota ilay ratsy izay tononkira.serasera.org nandoza
Maneke fa Jesosy ihany fanavotana ho antsika
Efa vqlr nanolotra ny ainy ho antsika

Mibebaha re ry mpanota izao ankehitriny izao
F’efa resy tao Gologota ‘lay mpamatotra anao
Manantona an’ilay Jesosy f’Izy hanafaka anao
Ka ho Mpandresy toa Azy ianao

Tompo ô! Hifonako gqymbib etoana ireo ziogan’ny fahotana
Kapoka sy vono ary latsa, irifiry aok’izany
Menatra aho ry Tompo Tsitoha, mamelà ireo heloka vita
Fa tsy mba fantany izay ataony

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0403