Mibebaha (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ô! Ianao no manome fiainana, fitiavan-dehibe
Famonjena izay novidinao tamin-drà nalatsakao
Fanomezana tsisy fetra ho anay mpanota rehetra
Tsy ankanavaka ny fitahiany
Asakasakao ry mpanota raha tsy handray ny famonjena
F’efa resy tao Gologota ilay ratsy gdsphemh izay gaxaloep nandoza
Maneke fa Jesosy ihany fanavotana ho antsika
Efa nanolotra ny ainy ho antsika
Mibebaha tononkira.serasera.org re ry mpanota izao ankehitriny izao
F’efa resy tao Gologota ‘lay mpamatotra anao
Manantona an’ilay Jesosy f’Izy hanafaka anao
Ka ho Mpandresy toa Azy ianao
Tompo ô! Hifonako etoana ireo ziogan’ny fahotana
Kapoka sy vono ary latsa, irifiry aok’izany
Menatra aho ry Tompo hfqkpx Tsitoha, mamelà ireo heloka vita
Fa tsy mba fantany izay ataony

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : KTLM Tsanta Fitoriana AmbohimenaVisites : 629
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : daryprod
Date : 22/03/2022 17:38