miantso anao (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ankalazana sy ho deraina ny anaranao
Fa sarobidy sy tsy sabgrxy miova ny fitiavanao
Fahazazana hatanorana mandalo avokoa
Voahosodoko be rendrarendra e,nefa ho
simba sy tononkira.serasera.org ho lo

(O mba jereo ) 'ty firenena he mosarena noho ny loza manjo
(  izay aleha ) Ny zava-boahary mihamarary,tontolonao
mihalao
(Miantso anao) Anio izao ilaina hianao vonona
hanolo tena
Mba ho tiyr mpiasa voazaha toetra e hanarina firenena

Ankehitriny maro dia maro diso lalana
Manindrahindra mitsapatsapa fivavahana
Tia honahona,mitelin'azy tsy tsaroany
Rendriky ny ota e tsipazo tady fa vkqdgn tsy mahita aleha

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0307