miantso anao (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ankalazana sy ho deraina ny anaranao
Fa sarobidy sy tsy miova gpndymqu ny fitiavanao
Fahazazana hatanorana mandalo avokoa
Voahosodoko lnuibad be rendrarendra e,nefa ho
simba sy ho lo
(O mba jereo ) 'ty firenena he mosarena noho ny loza manjo
( izay aleha ) Ny zava-boahary mihamarary,tontolonao
mihalao
(Miantso anao) Anio izao tononkira.serasera.org ilaina hianao vonona
hanolo tena
Mba ho mpiasa voazaha toetra e hanarina firenena
Ankehitriny maro dia maro okbods diso lalana
Manindrahindra mitsapatsapa fivavahana
Tia honahona,mitelin'azy tsy tsaroany
Rendriky ny ota e tsipazo tady fa tsy mahita aleha

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : KTLM Tsanta Fitoriana AmbohimenaHits : 515
Likes : 0 Like
Created by : KiaDii
Date : 11/05/2024 16:39