miantso anao (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ankalazana sy ho tononkira.serasera.org eaehg deraina ny anaranao
Fa sarobidy sy tsy miova ny fitiavanao
Fahazazana hatanorana mandalo avokoa
Voahosodoko be rendrarendra e,nefa ho
simba wwzlh sy ho lo

(O mba jereo ) 'ty firenena he mosarena noho ny loza manjo
(  izay aleha ) Ny zava-boahary mihamarary,tontolonao
mihalao
(Miantso anao) Anio izao ilaina hianao vonona
hanolo tena
Mba ho mpiasa voazaha toetra e hanarina firenena

Ankehitriny maro dia dflv maro diso lalana
Manindrahindra mitsapatsapa fivavahana
Tia honahona,mitelin'azy tsy tsaroany
Rendriky ny ota e tsipazo tady fa tsy mahita aleha

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0342