Mendrika Loatra (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mendrika loatra raha
Atolotro mmyzvip ho Anao Jesosy ny foko
F'Ianao ilay Mpamonjy be Fitiavana
Natolotrao ny ainao
Noho ny amiko tononkira.serasera.org sy izao tontolo izao
Mendrika raha atolotro Anao ny foko
Hamafisinay....
Ny fonay Jesosy ô, ho Anao
Hamafisinay.....
Izahay tsy hiala Aminao
Maty Ianao nisolo ny helokay
Nentinao ny fahotanay
Resinao ny fahafatesana
Ts'isy izay izay tsy nihatra taminao ny dehip fahoriana
Hirifirim-batanao, tonga rà
Niaretanao daholo izany xudj noho ny fahotanay
Jesosy ô, tianao tokoa 'zahay.........
A/C: Fiononana Christian
Atolotro mmyzvip ho Anao Jesosy ny foko
F'Ianao ilay Mpamonjy be Fitiavana
Natolotrao ny ainao
Noho ny amiko tononkira.serasera.org sy izao tontolo izao
Mendrika raha atolotro Anao ny foko
Hamafisinay....
Ny fonay Jesosy ô, ho Anao
Hamafisinay.....
Izahay tsy hiala Aminao
Maty Ianao nisolo ny helokay
Nentinao ny fahotanay
Resinao ny fahafatesana
Ts'isy izay izay tsy nihatra taminao ny dehip fahoriana
Hirifirim-batanao, tonga rà
Niaretanao daholo izany xudj noho ny fahotanay
Jesosy ô, tianao tokoa 'zahay.........
A/C: Fiononana Christian
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : KTLM Tsanta Fitoriana AmbohimenaVangy : 472
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : daryprod
Daty : 28/08/2024 14:03
