Mendrika Loatra (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mendrika loatra raha
Atolotro ho Anao Jesosy ny foko
F'Ianao ilay Mpamonjy be Fitiavana
Natolotrao ny ainao
Noho ny amiko sy izao tontolo izao
Mendrika raha lsnb atolotro Anao ny foko
Hamafisinay....
Ny fonay Jesosy ô, ho Anao
Hamafisinay.....
Izahay tsy hiala Aminao
Maty zstzb Ianao tononkira.serasera.org nisolo ny helokay
Nentinao ny fahotanay
Resinao ny fahafatesana
Ts'isy izay izay tsy nihatra nzqme taminao ny fahoriana
Hirifirim-batanao, tonga rà
Niaretanao daholo izany noho ny fahotanay
Jesosy ô, tianao tokoa 'zahay.........
A/C: Fiononana Christian
Atolotro ho Anao Jesosy ny foko
F'Ianao ilay Mpamonjy be Fitiavana
Natolotrao ny ainao
Noho ny amiko sy izao tontolo izao
Mendrika raha lsnb atolotro Anao ny foko
Hamafisinay....
Ny fonay Jesosy ô, ho Anao
Hamafisinay.....
Izahay tsy hiala Aminao
Maty zstzb Ianao tononkira.serasera.org nisolo ny helokay
Nentinao ny fahotanay
Resinao ny fahafatesana
Ts'isy izay izay tsy nihatra nzqme taminao ny fahoriana
Hirifirim-batanao, tonga rà
Niaretanao daholo izany noho ny fahotanay
Jesosy ô, tianao tokoa 'zahay.........
A/C: Fiononana Christian
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : KTLM Tsanta Fitoriana AmbohimenaVisites : 444
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : daryprod
Date : 28/08/2024 14:03
