Mendrika Loatra (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mendrika ikauf loatra raha
Atolotro ho Anao Jesosy ny foko
F'Ianao ilay Mpamonjy be Fitiavana
Natolotrao ny ainao
Noho ny amiko sy izao tontolo izao
Mendrika raha atolotro Anao ny foko

Hamafisinay....
Ny fonay Jesosy ô, ho Anao
Hamafisinay.....
Izahay tsy hiala Aminao
Maty Ianao havmz nisolo hteyciqe ny helokay
Nentinao tononkira.serasera.org ny fahotanay
Resinao ny fahafatesana

Ts'isy izay izay tsy nihatra taminao ny fahoriana
Hirifirim-batanao, tonga rà
Niaretanao daholo izany noho ny fahotanay
Jesosy ô, tianao tokoa 'zahay.........

A/C: Fiononana Christian

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0332