Mba manàna fo (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mba manana fo miantra xsgq sy mitia
Amin'andro sisa hiainanao ety
Fa izany tononkira.serasera.org no hafatarana
Hitarafana fa mpianatr'i Jeso
Mba ho toy ilay samaritana tsara fanahy hzmmmcuz ianao
Hamonjy ny malemy
Ary hampanjaka ny fifankatiavana
Ho an'i Kristy
Mandehana e tanteraho ny teniny
Mazotoa tanterao izany
Namako o izao no cqjlqcl ambarako aminao
(Tsy ho foana)x2 ny fikelezan'aina anao
Fa izany no hamatarana
Hitarafana fa mpianatry Jeso
Amin'andro sisa hiainanao ety
Fa izany tononkira.serasera.org no hafatarana
Hitarafana fa mpianatr'i Jeso
Mba ho toy ilay samaritana tsara fanahy hzmmmcuz ianao
Hamonjy ny malemy
Ary hampanjaka ny fifankatiavana
Ho an'i Kristy
Mandehana e tanteraho ny teniny
Mazotoa tanterao izany
Namako o izao no cqjlqcl ambarako aminao
(Tsy ho foana)x2 ny fikelezan'aina anao
Fa izany no hamatarana
Hitarafana fa mpianatry Jeso
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : KTLM Tsanta Fitoriana AmbohimenaVangy : 490
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : daryprod
Daty : 22/03/2022 16:17
