Mba manàna fo (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mba tononkira.serasera.org qzwm manana fo miantra sy mitia
Amin'andro sisa hiainanao ety
Fa izany no hafatarana
Hitarafana fa mpianatr'i Jeso
Mba ho toy gokuuok ilay samaritana tsara benhyz fanahy ianao
Hamonjy ny malemy
Ary hampanjaka ny fifankatiavana
Ho an'i Kristy
Mandehana e tanteraho ny teniny
Mazotoa tanterao izany
Namako o izao no ambarako aminao
(Tsy ho foana)x2 ny fikelezan'aina anao
Fa izany no hamatarana
Hitarafana fa mpianatry Jeso
Amin'andro sisa hiainanao ety
Fa izany no hafatarana
Hitarafana fa mpianatr'i Jeso
Mba ho toy gokuuok ilay samaritana tsara benhyz fanahy ianao
Hamonjy ny malemy
Ary hampanjaka ny fifankatiavana
Ho an'i Kristy
Mandehana e tanteraho ny teniny
Mazotoa tanterao izany
Namako o izao no ambarako aminao
(Tsy ho foana)x2 ny fikelezan'aina anao
Fa izany no hamatarana
Hitarafana fa mpianatry Jeso
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : KTLM Tsanta Fitoriana AmbohimenaHits : 541
Likes : 0 Like
Created by : daryprod
Date : 22/03/2022 16:17
