Mba manàna fo (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mba manana fo miantra sy mitia
Amin'andro sisa hiainanao tononkira.serasera.org ety
Fa ndyu izany no hafatarana
Hitarafana fa mpianatr'i Jeso

Mba ho toy ilay samaritana tsara fanahy ianao
Hamonjy ny malemy
Ary hampanjaka ny fifankatiavana
Ho an'i Kristy
Mandehana e tanteraho ny lnsbjtj teniny
Mazotoa tanterao izany

Namako o upwxru izao no ambarako aminao
(Tsy ho foana)x2 ny fikelezan'aina anao
Fa izany no hamatarana
Hitarafana fa mpianatry Jeso

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.032