Matokia II (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho anao izay manahy izao fiainana izao
Very hevitra ka tsy hita izay atao
Toa mandrevo avokoa yverpnpb izay alehanao
Ary toa fijaliana izany no tsapanao
Matokia Azy ianao fa tsy hiady irery ianao
Apetrao Aminy ny fanihianao
Mijoro mivavaha antsoy ilay Jesosy
Ary dia ho itanao ilay fahasambarana
Vahaolana tsotra no atolotro mawpyo anao
Raiso tononkira.serasera.org ilay Ray Tsitoha hanjaka ao am-ponao
Fa raha Izy no monina ao mwbn anatinao
Dia ho lavorary izay rehetra kasainao
Matokia Azy ianao f'aza miahiahy
'Lay Jesosy mpanjaka no hitantana anao
Mijoro mitraka banjino ny ho avy
Ary isinda daholo ny sento sy tomany
Very hevitra ka tsy hita izay atao
Toa mandrevo avokoa yverpnpb izay alehanao
Ary toa fijaliana izany no tsapanao
Matokia Azy ianao fa tsy hiady irery ianao
Apetrao Aminy ny fanihianao
Mijoro mivavaha antsoy ilay Jesosy
Ary dia ho itanao ilay fahasambarana
Vahaolana tsotra no atolotro mawpyo anao
Raiso tononkira.serasera.org ilay Ray Tsitoha hanjaka ao am-ponao
Fa raha Izy no monina ao mwbn anatinao
Dia ho lavorary izay rehetra kasainao
Matokia Azy ianao f'aza miahiahy
'Lay Jesosy mpanjaka no hitantana anao
Mijoro mitraka banjino ny ho avy
Ary isinda daholo ny sento sy tomany
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : KTLM Tsanta Fitoriana AmbohimenaVangy : 935
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : daryprod
Daty : 22/03/2022 17:37
