Matokia II (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho anao izay manahy izao fiainana izao
Very hevitra ka tsy hita izay atao
Toa mandrevo tononkira.serasera.org avokoa izay alehanao
Ary toa fijaliana izany no tsapanao
Matokia Azy ianao fa tsy hiady irery ianao
Apetrao Aminy ny fanihianao
Mijoro mivavaha antsoy ilay Jesosy
Ary dia ho itanao ilay fahasambarana
Vahaolana tsotra hvsgf no atolotro anao
Raiso ilay Ray Tsitoha hanjaka mhwzoim ao am-ponao
Fa raha Izy no monina ao anatinao
Dia ho lavorary izay rehetra kasainao
Matokia bspqogyb Azy ianao f'aza miahiahy
'Lay Jesosy mpanjaka no hitantana anao
Mijoro mitraka banjino ny ho avy
Ary isinda daholo ny sento sy tomany
Very hevitra ka tsy hita izay atao
Toa mandrevo tononkira.serasera.org avokoa izay alehanao
Ary toa fijaliana izany no tsapanao
Matokia Azy ianao fa tsy hiady irery ianao
Apetrao Aminy ny fanihianao
Mijoro mivavaha antsoy ilay Jesosy
Ary dia ho itanao ilay fahasambarana
Vahaolana tsotra hvsgf no atolotro anao
Raiso ilay Ray Tsitoha hanjaka mhwzoim ao am-ponao
Fa raha Izy no monina ao anatinao
Dia ho lavorary izay rehetra kasainao
Matokia bspqogyb Azy ianao f'aza miahiahy
'Lay Jesosy mpanjaka no hitantana anao
Mijoro mitraka banjino ny ho avy
Ary isinda daholo ny sento sy tomany
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : KTLM Tsanta Fitoriana AmbohimenaHits : 936
Likes : 0 Like
Created by : daryprod
Date : 22/03/2022 17:37
