Matokia II (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho anao izay manahy izao fiainana izao
Very hevitra ka tsy hita izay atao
Toa mandrevo tononkira.serasera.org wbsyemg avokoa izay alehanao
Ary toa fijaliana izany no tsapanao

Matokia Azy bevagq ianao fa tsy hiady irery ianao
Apetrao Aminy ny fanihianao
Mijoro mivavaha antsoy ilay Jesosy
Ary dia ho itanao ilay fahasambarana

Vahaolana tsotra no atolotro anao
Raiso ilay Ray Tsitoha hanjaka ao am-ponao
Fa raha Izy no monina ao anatinao
Dia pzprwt ho lavorary izay rehetra kasainao

Matokia Azy ianao f'aza miahiahy
'Lay Jesosy mpanjaka no hitantana anao
Mijoro mitraka banjino ny ho avy
Ary isinda daholo ny sento sy tomany

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.5193