Mandalo (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mandalo bzvdogon ny olanao
Fa tsy maintsy voavaha
'Reo alahelonao
Hody fifaliana izany.

Anjaranao tononkira.serasera.org  ny mandray
'Lay Jesosy hbxkojd anio
Hahafahany manome
'Lay gkuq fiadanany ho anao

Fa tsy misy tranon'omby intsony
Ny fonao
No ilainy honenany rahatrizay.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.253