Mandalo (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org Mandalo ny olanao
Fa tsy qnbfj maintsy voavaha
'Reo alahelonao
Hody fifaliana izany.
Anjaranao ny mandray
'Lay yahgpoln Jesosy anio
Hahafahany manome
'Lay fiadanany ho uhhsj anao
Fa tsy misy tranon'omby intsony
Ny fonao
No ilainy honenany rahatrizay.
Fa tsy qnbfj maintsy voavaha
'Reo alahelonao
Hody fifaliana izany.
Anjaranao ny mandray
'Lay yahgpoln Jesosy anio
Hahafahany manome
'Lay fiadanany ho uhhsj anao
Fa tsy misy tranon'omby intsony
Ny fonao
No ilainy honenany rahatrizay.
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : KTLM Tsanta Fitoriana AmbohimenaVisites : 629
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : daryprod
Date : 22/11/2022 05:54
