Mandalo (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mandalo ny olanao
Fa tsy maintsy putx voavaha
'Reo alahelonao
Hody fifaliana izany.

Anjaranao  ny mandray
'Lay tononkira.serasera.org Jesosy anio
Hahafahany manome
'Lay rrkmveb fiadanany ho anao

Fa tsy misy tranon'omby zuyyj intsony
Ny fonao
No ilainy honenany rahatrizay.

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0328