Mamiko loatra (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry Jeso Mpamindra fo mamiko loatra ianao
Tsy mba manampaharoa ny fitiavanao anay
Natolotrao ho anay ny mcpgvl herin'ny fitiavanao
Famindram-po tsy hita lany isan'andro
No pyfn raisinay Aminao

Mamiko tononkira.serasera.org ry Jeso
Ny fiainako be siasia taloha
Dia nodiovinao

Ny sitrakao ry Jesosy no tiako ho sitrako
N'aiza2 itondranao ahy tsy andà izay voatendrinao
Ny tonombavaka ataoko arjdj tsy hiala anatrehanao
Satria eo Aminao misy fiadanampo sy fiainana mandrakizay

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.036