Mamiko loatra (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry Jeso Mpamindra fo mamiko loatra ianao
Tsy mba fyhwrccc manampaharoa ny fitiavanao anay
Natolotrao ho anay ny herin'ny fitiavanao
Famindram-po tsy hita lany isan'andro
No raisinay Aminao
Mamiko ry Jeso
Ny fiainako be tononkira.serasera.org ekbsbba siasia taloha
Dia nodiovinao
Ny sitrakao ry djhkneat Jesosy no tiako ho sitrako
N'aiza2 itondranao ahy tsy andà izay voatendrinao
Ny tonombavaka ataoko tsy hiala anatrehanao
Satria eo Aminao misy fiadanampo sy fiainana mandrakizay

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : KTLM Tsanta Fitoriana AmbohimenaHits : 463
Likes : 0 Like
Created by : daryprod
Date : 22/03/2022 17:34