Mamiko loatra (KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry tononkira.serasera.org Jeso Mpamindra fo mamiko loatra ianao
Tsy mba manampaharoa ny fitiavanao anay
Natolotrao ho anay ny herin'ny fitiavanao
Famindram-po tsy hita lany isan'andro
No raisinay Aminao
Mamiko ry Jeso
Ny fiainako be ayernz siasia taloha
Dia nodiovinao
Ny rnyvw sitrakao ry Jesosy no rugtcyz tiako ho sitrako
N'aiza2 itondranao ahy tsy andà izay voatendrinao
Ny tonombavaka ataoko tsy hiala anatrehanao
Satria eo Aminao misy fiadanampo sy fiainana mandrakizay

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : KTLM Tsanta Fitoriana AmbohimenaVisites : 487
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : daryprod
Date : 22/03/2022 17:34